HIRA SY MOZIKA KRISTIANA

Forum créé le 27/9/2002 06:50 et administré par A RAR

Obtenez 1000 visiteurs rapidement !
Obtenez 1000 visiteurs rapidement !
Outils webmasters Compteur Chat Forum Sondage Découverte Référeur


M'inscrire M'inscrire Me connecter Me connecter Mot de passe oublié Mot de passe oublié Retour au forum Retour au forum



  Pages: 1
Poster un nouveau message Répondre au message
Auteur Message
   Trier par date décroissante
benja
Égypte
Posté le:
27/9/2002 14:11
Sujet du message:
Mila mandalo OMDA ve ny hira Evangelique
Répondre            
Email:
bebeneg@yahoo.fr
 
Anisan'ny zavatra nitranga tamin'ny faramparan'ny taojato faha 20 iny ny firoboroboan'ny Hira izay atao hoe HIRA EVANGELIQUE raha oharina tamin'ny roapolo taona lasa izay toa voafetra tamin'ny Hira Chorale ihany izany . Maro amin'izao fotoana izao ireo cassette Evangelique miely etsy sy eroa ary ny mahazendana aza dia toa ataon'ny artiste sasany hisarihana hihaino azy ny Hira Evangelique ka ireo artiste izay lazaina fa ngezalahy dia mirotsaka amin"ny Hira Evangelique koa. Ireny artiste ireny dia efa manana ny fomba fanaony momban'ny Cassette na CD avoakany indrindra fa eo amin'ny fiarovana ny sangan'asany ka eo no mampanontany tena ihany hoe : tokony ampandalovina OMDA ve ny Hira Evangelique ? Raha Eny no valiny dia tsy mifanohitra amin'ny votoatin'ireny hira Evanjelika ireny ve izany satria ny filezan'ny Tenin'Andriamanitra no zavadehibe fa tsy fitadiavambola akory. Nomena maimaimpoana isika dia tokony hanome maimaimpoana koa.
Voninahitra anie hoan'Andriamnitra
 

Poster un nouveau message Répondre au message
  Pages: 1

M'inscrire M'inscrire Me connecter Me connecter Mot de passe oublié Mot de passe oublié Retour au forum Retour au forum