Izaho tompoko dia mitarika ny Antoko mpihira eto Orléans koa mba te ahazo ny solfa ilay hira hoe AMPIANARO AHY mba afahanay mianatra io hira io sy koa raha azo atao ilay hoe MIDERA ANAO. Ho faly tanteraka tokoa izahay raha mba tontosa izany fanirianay izany ary dia misaotra mialoha izay ho vitanareo momba izany.