Tompoko, Efa nandefa fangatahina ihany ny tenako t@ 07/07/03 momba ilay hira mitondra ny loha-teny hoe Ampianaro ahy ao anatin'ny "TSANTA SY DERA",nefa dia mbola tsy nahazo valiny,koa moa ve mbola afaka hanantena fahafaha-mpo sa dia hampionon-tena? Fisaorana sy fankasitrahana no atolotro mialoha Tompoko. James.