HIRA SY MOZIKA KRISTIANA

Forum créé le 27/9/2002 06:50 et administré par A RAR

Obtenez 1000 visiteurs rapidement !
Obtenez 1000 visiteurs rapidement !
Outils webmasters Compteur Chat Forum Sondage Découverte Référeur


M'inscrire M'inscrire Me connecter Me connecter Mot de passe oublié Mot de passe oublié Retour au forum Retour au forum



  Pages: 1
Poster un nouveau message Répondre au message
Auteur Message
   Trier par date décroissante
james
France
Posté le:
27/12/2006 17:42
Sujet du message:
hira krisimasy
Répondre            
Email:
jfocard@hotmail.com
 
Mino aho fa maro ireo hira Krisimasy samihafa eo ampelatananareo ka moa ve mety mahazo sasantsasany amin'izy ireo ho hianaranay ,hideràna ny Tompo amin'ny Krisimasy manaraka,ny tiana ho lazaina amin'izany dia ny Feony sy ny Solfa.
Dia fisaorana mialoha no atolotray.
N.B. Efa nangataka mantsy izahay teo aloha ,dia efa nahazo fahafahampo tanteraka.
James.
 

Jaona
France
Posté le:
31/12/2006 04:49
Sujet du message:
RE: hira krisimasy
Répondre            
 

Miezaka ny hanome fahafaham-po ho an'ny tsirairay fa hazakazaka koa ny fiainana ka indaindray dia sahirana ka aza tsiny raha ela fikenona e!
Raha misy hira precis dia lazao sao dia misy ato amiko, fa ny hira tena taloha be no betsaka!
Jaona

----- Message d'origine -----
Mino aho fa maro ireo hira Krisimasy samihafa eo ampelatananareo ka moa ve mety mahazo sasantsasany amin'izy ireo ho hianaranay ,hideràna ny Tompo amin'ny Krisimasy manaraka,ny tiana ho lazaina amin'izany dia ny Feony sy ny Solfa.
Dia fisaorana mialoha no atolotray.
N.B. Efa nangataka mantsy izahay teo aloha ,dia efa nahazo fahafahampo tanteraka.
James.
 

fetra
Posté le:
17/6/2014 12:27
Sujet du message:
RE: hira krisimasy
Répondre            
Email:
jaofetra@gmail.com
 
mangataka hira krismasy satria zao dia efa hanomboka hampianatra mba ho voninahit'Andriamanitra irery ihany
misaotra
 

Poster un nouveau message Répondre au message
  Pages: 1

M'inscrire M'inscrire Me connecter Me connecter Mot de passe oublié Mot de passe oublié Retour au forum Retour au forum