Mbola vaovao be vao tonga mihitsy, fa nanao recherche Web mitady logiciel. Izao le izy: nandeha teny Analakely aho indray mandeha, dis nahita olona nitondra ordi portable. Ny mâmpiaiky ahy dia saisisser-na ao fotsiny ny solfa dia tsofiny ilay hira. Koa raha sendra mahita ity ilay olona io na koa ny namana hafa ka mba afaka hanome io logiciel io, na ny mitovy lenta aminy, dia isaorako indrindra. Misaotra tompoko ary ho tahian'Andriamanitra isika mianakavy |