Auteur |
Message |
| Trier par date décroissante |
Tojo |
Posté le: 26/1/2009 06:06 | Sujet du message: Logiciel Sol-fa | |
| |
|
Manaona daholo!
Sao dia mba mahafantatra logiciel Editeur de partiton TONIC Sol-fa ianareo. Somary sahirana ihany mantsy ny tena manao saisie amin'ny Excel.
Misaotra mialoha dia samia hotahian'ny Tompo daholo! |
|
|
RRajaona |
Posté le: 9/6/2011 11:17 | Sujet du message: Solfa | |
| |
|
Slt! Zah manokana aloha tsy mbola nahita log ahafahana manoratra solfa fa solfège no betsaka. |
|
|